2 Mpanjaka 9:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Avy hatrany i Jorama dia nanodina ny kalesiny mba handositra, sady niteny tamin’i Ahazia hoe: “Voafitaka isika,+ ry Ahazia!”
23 Avy hatrany i Jorama dia nanodina ny kalesiny mba handositra, sady niteny tamin’i Ahazia hoe: “Voafitaka isika,+ ry Ahazia!”