Mpitsara 11:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Lehilahy natanjaka sy nahery fo+ i Jefta+ Gileadita.+ Zanaky ny vehivavy mpivaro-tena+ izy, ary i Gileada no rainy. Mpitsara Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 11:1 Fandalinana, Fandalinana, Boky 1,
11 Lehilahy natanjaka sy nahery fo+ i Jefta+ Gileadita.+ Zanaky ny vehivavy mpivaro-tena+ izy, ary i Gileada no rainy.