FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • ijwcl lahatsoratra 26
  • Nahita An’ilay ‘Perla Sarobidy’ Izy Ireo

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Nahita An’ilay ‘Perla Sarobidy’ Izy Ireo
  • Manova Olona ny Baiboly
  • Mitovitovy Aminy
  • “Nahita Vatosoa Iray Sarobidy”
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2005
  • Perla Mainty Vatosoan’ny Pasifika Atsimo
    Mifohaza!—2005
  • Fitadiavana Ilay ‘Vatosoa Sarobidy’ Ankehitriny
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2005
  • Sarobidy Aminao ve ny Harena Ara-panahy?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2017
Hijery Hafa
Manova Olona ny Baiboly
ijwcl lahatsoratra 26

MANOVA OLONA NY BAIBOLY

Nahita An’ilay ‘Perla Sarobidy’ Izy Ireo

Nampianatra i Jesosy fa hamaha ny olana rehetra mahazo ny olombelona ny Fanjakan’Andriamanitra. (Matio 6:10) Nilaza an’ireto fanoharana roa ireto izy ao amin’ny Matio 13:44-46, mba hampisehoana hoe sarobidy ny fahamarinana momba ny Fanjakan’Andriamanitra:

Sary: Lehilahy roa ao amin’ny fanoharan’i Jesosy. 1) Lehilahy iray miasa tany. Taitra be izy amin’ilay zavatra hitany. 2) Lehilahy iray hafa, mitazona perla eny an-tanany sady falifaly.
  • Lehilahy iray niasa tany an-tsaha, dia tsy nampoiziny fa nahita harena nafenina izy.

  • Mpivaro-mandeha iray nitady perla faran’izay tsara, dia nahita perla iray sarobidy.

Faly izy roa lahy, dia samy nivarotra izay rehetra nananany mba hahazoana an’ilay harena sarobidy hitany. Mampiseho an’ireo olona mihevitra an’ilay Fanjakana ho sarobidy ireo lehilahy ireo. Manao sorona be izy ireo mba hahazoana ny fitahiana hoentin’izy io. (Lioka 18:29, 30) Ho hitanao amin’ity video ity ny tantaran’olona roa nanao hoatran’ireo lehilahy ao amin’ny fanoharan’i Jesosy.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara