FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb22 Martsa p. 2
  • Ho Afa-baraka Izay Sahisahy Ratsy

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Ho Afa-baraka Izay Sahisahy Ratsy
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
  • Mitovitovy Aminy
  • Sahisahy Ratsy
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Ny Mankatò no Tsara Noho ny Sorona
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
  • Saoly
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Nanetry Tena i Saoly Tamin’ny Voalohany
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
mwb22 Martsa p. 2
Sahisahy ratsy nanao sorona teo amin’ny alitara i Saoly Mpanjaka.

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Ho Afa-baraka Izay Sahisahy Ratsy

Nieritreritra i Saoly Mpanjaka hoe latsaka an-katerena izy (1Sa 13:5-7)

Sahisahy ratsy i Saoly fa tsy mba nanetry tena. Tsy narahiny ny toromarika nomen’i Jehovah (1Sa 13:8, 9; w00 1/8 13 § 17)

Nofaizin’i Jehovah i Saoly (1Sa 13:13, 14; w07 15/6 27 § 8)

Sahisahy ratsy ny olona iray rehefa maimay na dedadedaka manao zavatra tsy ananany zo. Tsy manetry tena ny olona hoatr’izany. Inona no mety hahatonga ny olona iray halaim-panahy ho sahisahy ratsy?

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara