FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb21 Novambra p. 10
  • “Mandehana Amin’izao Herinao Izao”

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • “Mandehana Amin’izao Herinao Izao”
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Mitovitovy Aminy
  • Gideona
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Be Herim-po Sady Malina
    Manehoa Herim-po ho An’Andriamanitra
  • “Ny Sabatr’i Jehovah sy Gideona!”
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2005
  • Ry Anti-panahy, Mianara avy Amin’i Gideona
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2023
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
mwb21 Novambra p. 10
Gideona sy ny namany mitazona fanilo sy anjombona sady miantsoantso.

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

“Mandehana Amin’izao Herinao Izao”

Sarotra ny zavatra nampanaovin’i Jehovah an’i Gideona (Mpts 6:2-6, 14)

Nahatsapa ho tsy mendrika sy tsy mahay i Gideona (Mpts 6:15; w02 15/2 6-7)

Nandresy i Gideona satria nomen’i Jehovah hery (Mpts 7:19-22; w05 15/7 16 § 3)

Rahalahy roa hitory amin’ny vehivavy iray. Atosik’ilay rahalahy iray amin’ny seza misy kodiarana ilay namany.

Tian’i Jehovah hampiasaintsika hanompoana azy izay hery ananantsika. Ny fanahy masina no hameno an’izay tsy ampy amintsika sy hampahomby an’izay ataontsika.​—Is 40:30, 31.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara