FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 4/92 p. 2
  • Vaovao Teokratika

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Vaovao Teokratika
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1992
  • Mitovitovy Aminy
  • Vaovao Teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1998
  • Vaovao teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1990
  • Vaovao Teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1995
  • Vaovao Teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1993
Hijery Hafa
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1992
km 4/92 p. 2

Vaovao Teokratika

Haïti: Ireo mpitory 7 209 namerina filazana asa tamin’ny Novambra dia nitarika fampianarana Baiboly 14 281. Nitarika fampianarana Baiboly 1, 3 tamin’ny antsalany ny mpitory tsirairay tao amin’ny kongregasiona.

Martinique: Nisy tampon’isa vaovao tratra tamin’ny Novambra tamin’ny mpitory 3 169. Ny lahatenin’ny mpiandraikitra ny “zone” dia natrehin’ny mpanatrika 5 046.

Tahiti: Nisy tampon’isa vaovao tratra tamin’ny Novambra tamin’ny mpitory 1 366, izay mampiseho fitomboana 10 isan-jato.

Thaïlande: Nisy tampon’isa vaovao tamin’ny mpitory 1 232 nanaovana tatitra tamin’ny Novambra, izany hoe fitomboana 6 isan-jato mahery noho ny tamin’io volana io ihany tamin’ny herintaona.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara