FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Zaresy”
  • Zaresy

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Zaresy
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Hamana
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mordekay
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Estera
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Nataon’Andriamanitra tsy nahomby ny fanandramana handripaka foko iray
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1986
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Zaresy”

ZARESY

(Zarèsy).

Vadin’i Hamana. I Zaresy sy ny naman’i Hamana no nilaza tamin’i Hamana mba hampanao tsato-kazo 50 hakiho (22 m), hanantonana an’i Mordekay. (Es 5:10, 14) Rehefa nitsimbadika anefa ny toe-javatra, dia hoy i Zaresy sy ny olon-kendrin’i Hamana taminy: “Koa satria Jiosy i Mordekay, ary efa nanomboka lavo teo anatrehany ianao, dia tsy haharesy azy ianao fa tsy maintsy ho lavo eo anatrehany.”​—Es 6:13.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara