SEORIMA (Seorìma). Lehiben’ny fizarana fahefatra tamin’ireo antoko-mpisorona 24. Voafidy tamin’ny antsapaka izy, tamin’ny fotoana nanjakan’i Davida.—1Ta 24:5, 8.