FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Rota, II”
  • Rota, II

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Rota, II
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Aneta
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Nisakafo tao Amin’ny Fariseo Iray
    I Jesosy no Lalana sy Fahamarinana ary Fiainana
  • Nisakafo tao an-tranon’ny Fariseo iray izy
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1988
  • Fiaraha-nisakafo tamin’ny Fariseo iray
    Ilay Lehilahy Niavaka Indrindra Teto An-tany
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Rota, II”

ROTA, II

[Gr.: peganôn].

Zavamaniry iva, maniry mandavantaona, ary mahery fofona ny karazana rota Ruta graveolens. Misy lainy ny tahony izay mety ho 1 m eo ho eo. Maitso volondavenona ny raviny, ary mavo ny voninkazony mitsitokotoko. Mety ho nambolena hatao fanafody sy laron-tsakafo ny rota tany Palestina, tamin’ny andron’i Jesosy.

Ny Lioka 11:42 irery no miresaka rota (sarotiny erỳ ny Fariseo nanome ny ampahafolony). “Aneta” kosa no ao amin’ny Matio 23:23, andininy mifanitsy amin’io, sy Lioka 11:42 ao amin’ny sora-tanana (P45) iray tamin’ny taonjato fahatelo.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara