FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Ampemby”
  • Ampemby

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Ampemby
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Lantihy
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Hysopa
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mambole Tsimoka ho Anao Manokana
    Mifohaza!—1997
  • Komina
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Ampemby”

AMPEMBY

[Heb.: dôhan].

Heverina mazàna fa ilazana ny ampemby (Panicum miliaceum) sy ny ahitra lehibe mitovy karazana aminy, toy ny sôrgô na bakaka, ny teny hebreo hoe dôhan. Lehibe ny ravin’ampemby, ary misampantsampana sy be voa ary henjana ny salohiny. Atao sakafon’ny biby fiompy ny tahony, fa ny voany bitika (afangaro voamadinika hafa) kosa mbola anaovana mofo any atsinanan’ny Ranomasina Mediterane. (Ezk 4:9) Toa ampemby koa ilay hoe sôhrah (heb.) resahin’ny Isaia 28:25.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara