FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Matana”
  • Matana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Matana
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Joiada
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Atalia
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Tsy Natahotahotra i Joiada
    Andao Hianatra Tantara ao Amin’ny Baiboly
  • Bala
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Matana”

MATANA

(Matàna).

[1, 2, 4: Fanomezana]

1. Mpisoron’i Bala novonoina teo anoloan’ny alitara tao an-tranon’i Bala, rehefa noravan’ny vahoaka notarihin’i Joiada mpisoron’i Jehovah ilay trano, ary nopotehin’izy ireo ny alitaran’i Bala sy ny sariny. Efa novonoina koa tamin’izay i Atalia mpanongam-panjakana, ary efa natao mpanjakan’ny Joda i Joasy.​—2Mp 11:16-21; 2Ta 23:17.

2. Rain’i Sefatia mpanenjika an’i Jeremia.​—Je 38:1, 4-6.

3. Razamben’i Josefa ray nitaiza an’i Jesosy Kristy. Mety ho raiben’i Josefa izy io.​—Mt 1:15, 16.

4. Toerana nitobian’ny Israely, teo anelanelan’ny lohasaha falehan-driakan’i Arnona sy ny faritanin’i Sihona Amorita. (No 21:13-21) Mety ho tao Kirbet el-Medeiyineh (na Modaiyina), tokotokony ho 15 km any avaratratsinanan’i Dibona, no nisy azy io.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara