FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Jariba”
  • Jariba

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Jariba
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Jakina
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Jakinita
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Ezra
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Netinima
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Jariba”

JARIBA

(Jarìba) [[Andriamanitra] Anie Hiady; Niady [ho Antsika] teo Amin’ny Fitsarana [Andriamanitra]].

1. Zanakalahin’i Simeona. (1Ta 4:24) Toa antsoina hoe Jakina izy any amin’ny andininy hafa.​—Ge 46:10; jereo JAKINA No. 1.

2. Anisan’ireo sivy lahy, samy lohandohany, izay nasain’i Ezra nampirisika ny Levita sy ny Netinima hankany amin’ny reniranon’i Ahava, ka hiaraka amin’ireo ho any Jerosalema.​—Ezr 8:15-20.

3. Havan’ny mpisorona, ary anisan’ireo nampanantena fa handroaka ny vadiny hafa firenena, noho ny fiangavian’i Ezra. “Nohamafisin’izy ireo tamin’ny fifandraisan-tanana” ny fampanantenany.​—Ezr 10:18, 19.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara