HAZO, I
(Hàzo) [mety ho fanafohezana ny hoe Hazaela, izay midika hoe “Nijery Andriamanitra”].
Zana-drahalahin’i Abrahama izy, ary ny anarany no voatonona fahadimy amin’ireo zanakalahin’i Nahora sy Milka.—Ge 22:20-22.
Tsy misy video mifandray amin’io.
Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.