FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Krizoprazy”
  • Krizoprazy

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Krizoprazy
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Kalsedoanina
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Jerosalema Vaovao
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Sardoanina
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Sardoniksa
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Krizoprazy”

KRIZOPRAZY

(krizôprazy).

Karazana kalsedoanina maitso tanora. Vatosoa tsy tena sarobidy ny krizoprazy ary tantera-pahazavana. Misy nikela faran’izay kely ao aminy, ka avy amin’izany ilay lokony maitso tanora. Ao amin’ny Apokalypsy ihany no ahitana ny hoe krizoprazy (gr.: krysôprasôs). Lazaina ao fa izy io no vato fototra fahafolo amin’ny mandan’ilay “tanàna masina, dia i Jerosalema Vaovao.”​—Ap 21:2, 20.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara