FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • syr25 p. 2
  • Tatitra Maneran-tany 2025

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Tatitra Maneran-tany 2025
  • Tatitra Maneran-tanin’ny Vavolombelon’i Jehovah, Taom-panompoana 2025
  • Mitovitovy Aminy
  • Tatitra Maneran-tany 2024
    Tatitra Maneran-tanin’ny Vavolombelon’i Jehovah, Taom-panompoana 2024
  • Firy ny Isan’ny Vavolombelon’i Jehovah Eran-tany?
    Fanontaniana Fametraky ny Olona Momba ny Vavolombelon’i Jehovah
  • Tatitra Maneran-tany 2023
    Tatitra Maneran-tanin’ny Vavolombelon’i Jehovah, Taom-panompoana 2023
  • Tatitra Maneran-tany 2021
    Tatitra Maneran-tanin’ny Vavolombelon’i Jehovah, Taom-panompoana 2021
Hijery Hafa
Tatitra Maneran-tanin’ny Vavolombelon’i Jehovah, Taom-panompoana 2025
syr25 p. 2

Tatitra Maneran-tany 2025

  • Sampan’ny Vavolombelon’i Jehovah: 84

  • Tany Nanao Tatitra: 241

  • Tontalin’ny Fiangonana: 119 652

  • Mpanatrika ny Fahatsiarovana Eran-tany: 20 635 015

  • Nihinana Mofo sy Nisotro Divay Tamin’ny Fahatsiarovana: 24 576

  • Tampon’isan’ny Mpitorya: 9 205 326

  • Salanisan’ny Mpitory Isam-bolana: 9 047 083

  • Fitomboana Isan-jato Oharina Amin’ny Tamin’ny 2024: 2,5

  • Tontalin’ny Natao Batisab: 304 643

  • Salanisan’ny Mpisava Lalanac Isam-bolana: 1 743 567

  • Salanisan’ny Mpisava Lalana Mpanampy Isam-bolana: 864 870

  • Salanisan’ny Fampianarana Baibolyd Isam-bolana: 7 603 182

Nanomboka tamin’ny 1 Septambra 2024 ny taom-panompoana 2025, dia nifarana tamin’ny 31 Aogositra 2025.

a Ireo mitory tsy tapaka ny vaovao tsaran’ny Fanjakan’Andriamanitra no antsoina hoe mpitory. (Matio 24:14) Manazava ny fomba anisana azy ireo ilay lahatsoratra hoe “Firy ny Isan’ny Vavolombelon’i Jehovah Eran-tany?”

b Manazava ny dingana tokony hataon’izay te ho lasa Vavolombelon’i Jehovah vita batisa ilay lahatsoratra hoe “Inona no Tokony Hataoko Raha Te ho Lasa Vavolombelon’i Jehovah Aho?”

c Vavolombelona vita batisa sady fakan-tahaka ny mpisava lalana, ary manolo-tena hitory ny vaovao tsara mandritra ny ora voafaritra, isam-bolana.

d Raha mila fanazavana fanampiny, dia jereo ilay lahatsoratra hoe “Hoatran’ny Ahoana Ilay hoe Mianatra Baiboly Miaraka Amin’ny Vavolombelon’i Jehovah?”

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara