FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • syr20 p. 2
  • Tatitra Maneran-tany 2020

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Tatitra Maneran-tany 2020
  • Tatitra Maneran-tanin’ny Vavolombelon’i Jehovah, Taom-panompoana 2020
  • Mitovitovy Aminy
  • Tatitra Maneran-tany 2019
    Tatitra Maneran-tanin’ny Vavolombelon’i Jehovah, Taom-panompoana 2019
  • Tatitra Maneran-tany 2021
    Tatitra Maneran-tanin’ny Vavolombelon’i Jehovah, Taom-panompoana 2021
  • Tatitra Maneran-tany 2018
    Tatitra Maneran-tanin’ny Vavolombelon’i Jehovah, Taom-panompoana 2018
  • Tatitra Maneran-tany 2017
    Tatitra Maneran-tanin’ny Vavolombelon’i Jehovah, Taom-panompoana 2017
Hijery Hafa
Tatitra Maneran-tanin’ny Vavolombelon’i Jehovah, Taom-panompoana 2020
syr20 p. 2

Tatitra Maneran-tany 2020

  • Sampan’ny Vavolombelon’i Jehovah: 87

  • Tany Nanao Tatitra: 240

  • Tontalin’ny Fiangonana: 120 387

  • Mpanatrika ny Fahatsiarovana Eran-tany: 17 844 773

  • Nihinana Mofo sy Nisotro Divay Tamin’ny Fahatsiarovana: 21 182

  • Tampon’isan’ny Mpitorya: 8 695 808

  • Salanisan’ny Mpitory Isam-bolana: 8 424 185

  • Fitomboana Isan-jato Oharina Amin’ny Tamin’ny 2019: -0,6

  • Tontalin’ny Natao Batisab: 241 994

  • Salanisan’ny Mpisava Lalanac Isam-bolana: 1 299 619

  • Salanisan’ny Mpisava Lalana Mpanampy Isam-bolana: 338 568

  • Tontalin’ny Ora Lany Teny Amin’ny Saha: 1 669 901 531

  • Salanisan’ny Fampianarana Baibolyd Isam-bolana: 7 705 765

Nandritra ny taom-panompoana 2020,e dia 231 tapitrisa dolara no lanin’ny Vavolombelon’i Jehovah nikarakarana an’ireo mpisava lalana manokana sy misionera ary mpiandraikitra ny faritra, teo amin’ny fanompoana nanendrena azy ireo avy. Misy 20 994 no manompo any amin’ireo biraon’ny sampana. Anisan’ny Vondron’ny Mpanompo Manontolo Andro Manokan’ny Vavolombelon’i Jehovah izy rehetra.

a Ireo mitory tsy tapaka ny vaovao tsaran’ny Fanjakan’Andriamanitra no antsoina hoe mpitory. (Matio 24:14) Manazava ny fomba anisana azy ireo ilay lahatsoratra ao amin’ny jw.org hoe “Firy ny Isan’ny Vavolombelon’i Jehovah Eran-tany?”

b Manazava ny dingana tokony hataon’izay te ho lasa Vavolombelon’i Jehovah vita batisa ilay lahatsoratra ao amin’ny jw.org hoe “Inona no Tokony Hataoko Raha Te ho Lasa Vavolombelon’i Jehovah Aho?”

c Vavolombelona vita batisa sady fakan-tahaka ny mpisava lalana, ary manolo-tena hitory ny vaovao tsara mandritra ny ora voafaritra, isam-bolana.

d Raha mila fanazavana fanampiny, dia jereo ilay lahatsoratra ao amin’ny jw.org hoe “Inona no Atao hoe Fianarana Baiboly?”

e Nanomboka tamin’ny 1 Septambra 2019 ka hatramin’ny 31 Aogositra 2020 ny taom-panompoana 2020.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara