Loha Hevitra ato Anatiny
Jona 2014
© 2014 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
MATOAN-DAHATSORATRA
Te Hahazo Namana Tsara ve Ianao?
PEJY 4-7
12 Mbola Salama ve ny Hihinao?
AO AMIN’NY INTERNET
TANORA
Jereo ny fanontaniana fametraky ny tanora, sy ny valiny avy ao amin’ny Baiboly. Ireto misy ohatra:
• “Hiala ato An-trano Ihany ve Aho sa Tsia?”
• “Inona no Hataoko mba Tsy Hieritreretako Zavatra Vetaveta?”
Azo jerena amin’ny teny vahiny ilay video hoe “Ny Hevitry ny Tanora toa Anao Momba ny Finday”
(Jereo ao amin’ilay hoe FAMPIANARAN’NY BAIBOLY > TANORA)
ANKIZY
Vakio ireo tantara an-tsary. Ampiasao izany mba hanampiana ny zanakao hahalala kokoa an’ireo olona ao amin’ny Baiboly sy ny toro lalana ao.
(Jereo ao amin’ilay hoe FAMPIANARAN’NY BAIBOLY > ANKIZY)