FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • yb16 p. 168-p. 169 feh. 2
  • Nitahy Anay Mihoatra Noho ny Noeritreretinay i Jehovah!

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Nitahy Anay Mihoatra Noho ny Noeritreretinay i Jehovah!
  • Diarin’ny Vavolombelon’i Jehovah 2016
  • Mitovitovy Aminy
  • Lafiny Iray Lehibe Amin’ny Fanompoana Masina ny Fanorenana sy Fikojakojana ary Fa
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2006
  • Fiaraha-manorina Eran-tany
    Vavolombelon’i Jehovah—Mpitory ny Fanjakan’Andriamanitra
  • Fandaharana Momba ny Toeram-pivavahana
    Voalamina mba Hanao ny Sitrapon’i Jehovah
  • Hajao ny Trano Fivavahantsika
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2015
Hijery Hafa
Diarin’ny Vavolombelon’i Jehovah 2016
yb16 p. 168-p. 169 feh. 2

INDONEZIA

Nitahy Anay Mihoatra Noho ny Noeritreretinay i Jehovah!

Angeragō Hia

  • TERAKA 1957

  • BATISA 1997

  • TANTARANY Nody tany an-tanànany tany amin’ny Nosy Nias, ary nanampy tamin’ny fanorenana Efitrano Fanjakana.

Angeragō Hia

NAHENO vaovao tsara be ilay fiangonana kelinay eto Tugala Oyo, tamin’ny 2013. Hahazo Efitrano Fanjakana vaovao izahay! Neken’ny manam-pahefana ilay tetikasa. Nanaiky hanao sonia koa ny 60 tamin’ny mpiray tanàna taminay mba hanaovana an’ilay izy. Hoy ny iray tamin’izy ireo: “Na sonia 200 aza no ilainareo dia ho azonareo izany.”

Mpiasa an-tsitrapo roa efa za-draharaha no nanara-maso ny fanorenana an’ilay efitrano, ary vita tamin’ny Novambra 2014 ilay izy. Tsy nieritreritra mihitsy izahay hoe hahazo efitrano tsara tarehy hoatr’izao. Nitahy anay mihoatra noho ny noeritreretinay i Jehovah!

Angeragō Hia sy ireo mpiasa an-tsitrapo manao fanorenana ao Tugala Oyo, Nosy Nias
    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara