FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • yb14 p. 2-3
  • Andinin-teny ho An’ny Taona 2014

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Andinin-teny ho An’ny Taona 2014
  • Diarin’ny Vavolombelon’i Jehovah 2014
  • Mitovitovy Aminy
  • Ao Am-po ve ny Fanjakan’Andriamanitra?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2011
  • Ny Zava-bitan’ilay Fanjakana Tato Anatin’ny 100 Taona
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2014
  • Talohan’ny Fanompoan’i Jesosy
    I Jesosy no Lalana sy Fahamarinana ary Fiainana
  • Manapaka ny Fanjakan’Andriamanitra
    Fahalalana Izay Mitarika ho Amin’ny Fiainana Mandrakizay
Hijery Hafa
Diarin’ny Vavolombelon’i Jehovah 2014
yb14 p. 2-3

Andinin-teny ho An’ny Taona 2014

“Ho Tonga Anie ny Fanjakanao!”—Matio 6:10

Notendren’i Jehovah ho Mpanjaka tany an-danitra i Jesosy, 100 taona teo ho eo izay. Nanomboka teo dia nazoto nampahafantatra ny fitahiana hoentin’io Fanjakan’i Kristy io ny mpanompon’Andriamanitra. Eritrereto ange izay hitranga rehefa hanjaka eto an-tany i Jesosy e! Ho lasa paradisa ny tany, ka ho feno olona tena mifankatia. Tsy hisy intsony ny heloka bevava, ady, aretina, fijaliana, ary ny fahafatesana.

Ho tanteraka tsy ho ela izany. Tena misy mantsy ny Fanjakan’Andriamanitra, ary hanatanteraka an’izay rehetra nokasain’i Jehovah izy io rehefa tonga. Mivavaha mba ho tonga io Fanjakana io. Resaho amin’ny hafa izy io ary hevero ho sarobidy izay rehetra hataony ho anao.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara