FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w25 Mey p. 32
  • Omano ny Fonao

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Omano ny Fonao
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2025
  • Mitovitovy Aminy
  • Aoka ny Fonao Hampifaly An’i Jehovah
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2001
  • Hatsarao ny Fanompoanao: Ampianaro Hanomana ny Mpianatra
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
  • Mandaitra ve ny Fampianaranao?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2002
  • Mitady An’i Jehovah Amin’ny Fo Voaomana
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2000
Hijery Hafa
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2025
w25 Mey p. 32

MBA ANDRAMO IZAO

Omano ny Fonao

Tiantsika hisy vokany amin’ny fontsika na ny maha isika antsika ny fomba fisainan’i Jehovah, rehefa mianatra Baiboly isika. Nanome modely amin’izany i Ezra. ‘Nanomana ny fony izy mba handinika ny Lalàn’i Jehovah.’ (Ezra 7:10) Ahoana koa no anomanantsika ny fontsika?

Mivavaha. Mivavaha isaky ny hanomboka hianatra ianao. Angataho i Jehovah mba hanampy anao hahazo sy hampihatra an’izay ianaranao.​—Sal. 119:18, 34.

Manetre tena. Afenin’Andriamanitra amin’ny olona mirehareha sy miantehitra amin’ny fahaizany ny fahamarinana. (Lioka 10:21) Miezaha mba tsy hoe hampideradera fahaizana no antony anaovanao fikarohana. Manetre tena, ka ovao izay toe-tsaina hitanao hoe tsy mifanaraka amin’ny an’Andriamanitra.

Mihainoa hiran’ilay Fanjakana. Misy vokany amin’ny fihetseham-pontsika ny mozika ary manampy antsika hifantoka amin’izay ianarantsika momba an’i Jehovah. Hanampy anao hanomana ny fonao ny mihaino hiran’ilay Fanjakana alohan’ny hianarana.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara