FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • wp25 No. 1 p. 1-2
  • Ahoana no Hamaranana ny Ady?

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Ahoana no Hamaranana ny Ady?
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Besinimaro)—2025
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Besinimaro)—2025
wp25 No. 1 p. 1-2
Vehivavy iray sy ny zanany vavikely mipetraka eo amin’ny korontan-javatra amin’ny tanàna ravaravan’ny ady. Sakambinin’ilay vehivavy ilay zanany.

Ahoana no Hamaranana ny Ady?

© 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania

Tsy natao hamidy ity gazety ity. Navoaka izy ity mba hampianarana Baiboly maneran-tany, ary tohanana amin’ny alalan’ny fanomezana an-tsitrapo. Midira ao amin’ny donate.jw.org raha te hanao fanomezana ianao. Raha tsy misy fanamarihana manokana, dia avy amin’ilay dikan-teny maoderina hoe Ny Soratra Masina​—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao ny andinin-teny ato.

NY TILIKAMBO FIAMBENANA dia natao hanomezana voninahitra an’i Jehovah Andriamanitra, ilay Mpanjakan’izao rehetra izao. Mampahery ny vaovao tsara voalaza ato, dia ny hoe kely sisa ny Fanjakan’Andriamanitra any an-danitra dia hanafoana ny faharatsiana rehetra ary hanova ny tany ho paradisa. Mampirisika ny olona ity gazety ity mba hino an’i Jesosy Kristy, izay efa Mpanjakan’io Fanjakana io izao. Nahafoy ny ainy mantsy izy mba hahazoantsika fiainana mandrakizay. Tamin’ny 1879 ity gazety ity no nanomboka navoaka, ary tsy momba ny atsy na ny aroa amin’ny politika. Avy ao amin’ny Baiboly ny zavatra resahina ato.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara