FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w24 Desambra p. 32
  • Manaja ny Voady Nataony ny Olona Tsy Mivadika

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Manaja ny Voady Nataony ny Olona Tsy Mivadika
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2024
  • Mitovitovy Aminy
  • “Efao ny Voadinao”
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2017
  • Nanefa Voady Iray Tena Sarotra Izy Ireo
    Manehoa Herim-po ho An’Andriamanitra
  • Tian’i Jehovah ny Olona Manana Finoana
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2016
  • Fanontanian’ny Mpamaky
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2002
Hijery Hafa
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2024
w24 Desambra p. 32

HEVITRA AZO IANARANA

Manaja ny Voady Nataony ny Olona Tsy Mivadika

Vakio ny Mpitsara 11:30-40: Ho hitanao ao izay azo ianarana avy amin’i Jefta sy ny zanany vavy momba ny hoe manaja voady.

Fakafakao ny teny manodidina: Ahoana no fiheveran’ny Israelita tsy nivadika ny voady nataony tamin’i Jehovah? (Nom. 30:2) Ahoana no nampisehoan’i Jefta sy ny zanany vavy hoe nino an’i Jehovah ry zareo?​—Mpits. 11:9-11, 19-24, 36.

Fakafakao ilay tantara: Inona no azo antoka hoe tao an-tsain’i Jefta tamin’izy nanao an’ilay voady? (w16.04 7 § 12) Inona no nafoin’i Jefta sy ny zanany vavy mba hanatanterahana an’ilay voady nataon’i Jefta? (w16.04 7-8 § 14-16) Inona avy ny voady mety hataon’ny Kristianina amin’izao?​—w17.04 5-8 § 10-19.

Fantaro hoe inona ny lesona azonao raisina. Diniho izao:

  • ‘Inona no manampy ahy hanaja foana an’ilay voady nataoko tamin’izaho nanokan-tena?’ (w20.03 13 § 20)

  • ‘Inona avy no mety hafoiko mba hahafahako manompo bebe kokoa an’i Jehovah?’

  • ‘Inona no hanampy ahy ho tapa-kevitra kokoa hanaja ny voadim-panambadiako?’ (Mat. 19:5, 6; Efes. 5:28-33)

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara