FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w23 Desambra p. 1-32
  • Gazety Fianarana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Gazety Fianarana
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2023
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2023
w23 Desambra p. 1-32
Rahalahy sy anabavy tanora faly erỳ fa miezaka ny ho lasa Kristianina matotra. Mitazona ny Baiboliny ilay anabavy sady misaintsaina; ilay rahalahy kosa mandeha manompo. Sary: Rahalahy sy anabavy matotra mandray anjara amin’ny karazana fanompoana samihafa. 1) Anabavy mandamina vilia sy sotro ao amin’ny Betela. 2) Anabavy roa mamaky andinin-teny amin’ny vehivavy iray eny amin’ny fanompoana. 3) Anabavy iray manao fampirantiana miaraka amin’ny anabavy zokiolona iray. 4) Rahalahy tanora manampy rahalahy zokiolona hampiasa ny tablette-ny. 5) Rahalahy eo amin’ny lampihazo mamaky Baiboly mandritra ny fivorian’ny fiangonana. 6) Rahalahy iray mampiasa tsofa mandritra ny fanorenana ataon’ny fandaminana.

Gazety Fianarana

DESAMBRA 2023

LAHATSORATRA HIANARANA NY: 5 FEBROARY–3 MARTSA 2024

© 2023 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania

Tsy natao hamidy ity gazety ity. Navoaka izy ity mba hampianarana Baiboly maneran-tany, ary tohanana amin’ny alalan’ny fanomezana an-tsitrapo. Midira ao amin’ny donate.jw.org raha te hanao fanomezana ianao.

Raha tsy misy fanamarihana manokana, dia avy amin’ilay dikan-teny maoderina hoe Ny Soratra Masina​—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao ny andinin-teny ato.

SARY EO AMIN’NY FONONY:

Be dia be ny tovolahy sy tovovavy lasa Kristianina matotra, rehefa nampianarina ny Soratra Masina sy nampihatra an’izay nianarany (Lahatsoratra Fianarana 52, fehintsoratra 21, sy lahatsoratra 53, fehintsoratra 19-20)

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara