Azo Jerena ao Amin’ny JW Library sy ao Amin’ny JW.ORG
FOMBA AMPIASANA NY FANOMEZANAO
Fizarana Fanampiana Maneran-tany Mandritra ny Valanaretina
Gaga daholo na ny Vavolombelona na ny tsy Vavolombelona rehefa mahita ny fanampiana vonjy rano vaky ataontsika mandritra ity valanaretina COVID-19 ity.
FOTO-KEVITRA HAFA
Hilamina Ihany ve ny Olana Ara-toe-karena?
Tsy vitan’ny olombelona ny nametraka rafitra ara-toe-karena milamina tsara. Hazavain’ny Baiboly izay hataon’Andriamanitra mba hahazo an’izay ilainy ny rehetra.
MANONTANY NY TANORA
Afaka Manampy Ahy ve ny Baiboly? Fizarana 1: Fantaro Izay Resahin’ny Baiboly
Ahoana no hataonao raha mahita vata tranainy be misy harena sarobidy ianao? Tsy mba tianao hojerena ve ny ao anatiny? Hoatran’io vata io mihitsy ny Baiboly. Misy harena sarobidy be ao anatiny.