FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w22 Febroary p. 32
  • Azo Jerena ao Amin’ny JW Library sy ao Amin’ny JW.ORG

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Azo Jerena ao Amin’ny JW Library sy ao Amin’ny JW.ORG
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2022
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2022
w22 Febroary p. 32

Azo Jerena ao Amin’ny JW Library sy ao Amin’ny JW.ORG

FITANTARANA MOMBA NY VAVOLOMBELON’I JEHOVAH

Tsy Mora Kivy Izy na dia Marary Mafy Aza

Efa 23 taona mahery izao i Virginia no voan’ny aretin’ny atidoha, dia lasa malemy ny vatany iray manontolo. Kristianina anefa izy, dia manana fanantenana hoe mbola hihatsara ny fiainany amin’ny hoavy. Miaro azy sy manampy azy tsy ho kivy koa izany fanantenana izany.

JW Library: ZAVATRA MISY (PUBLICATIONS) > ANDIAN-DAHATSORATRA (RUBRIQUES) > FITANTARANA MOMBA NY VAVOLOMBELON’I JEHOVAH.

JW.ORG: ZAVATRA MISY > ANDIAN-DAHATSORATRA > FITANTARANA MOMBA NY VAVOLOMBELON’I JEHOVAH > FIATREHANA OLANA.

TAHAFO NY FINOAN’IZY IREO

“Mihirà ho An’i Jehovah”!

Nitarika an’ireo vehivavy israelita hanao hiram-pandresena i Miriama, teo amin’ny Ranomasina Mena. Hita tamin’ny zavatra niainany hoe be herim-po izy, nanam-pinoana, ary nanetry tena.

JW Library: ZAVATRA MISY (PUBLICATIONS) > ANDIAN-DAHATSORATRA (RUBRIQUES) > TAHAFO NY FINOAN’IZY IREO.

JW.ORG: ZAVATRA MISY > ANDIAN-DAHATSORATRA > TAHAFO NY FINOAN’IZY IREO.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara