Azo Jerena ao Amin’ny JW Library sy ao Amin’ny JW.ORG
FITANTARANA
Fampianarana Baiboly Iray no Niantombohany
Afaka nampianatra Baiboly tamin’ny olona maro miteny kekchi ny Vavolombelon’i Jehovah any Goatemalà.
Midira ao amin’ny JW LIBRARY, dia jereo ao amin’ny ZAVATRA MISY (PUBLICATIONS) > ANDIAN-DAHATSORATRA (RUBRIQUES) > FITANTARANA MOMBA NY VAVOLOMBELON’I JEHOVAH.
Midira ao amin’ny jw.org, dia jereo ao amin’ny ZAVATRA MISY > ANDIAN-DAHATSORATRA > FITANTARANA MOMBA NY VAVOLOMBELON’I JEHOVAH > FITORIANA MOMBA NY BAIBOLY.
FOMBA AMPIASANA NY FANOMEZANAO
Fitaovana Kely Manampy ny Rahalahy sy Anabavy Hahazo Sakafo Ara-panahy
Vavolombelon’i Jehovah be dia be izao no afaka maka boky sy gazety amin’ny endrika elektronika sy video, na dia tsy manana Internet aza.
Midira ao amin’ny JW LIBRARY, dia jereo ao amin’ny ZAVATRA MISY (PUBLICATIONS) > ANDIAN-DAHATSORATRA (RUBRIQUES) > FOMBA AMPIASANA NY FANOMEZANAO.
Midira ao amin’ny jw.org, dia jereo ao amin’ny ZAVATRA MISY > ANDIAN-DAHATSORATRA > FOMBA AMPIASANA NY FANOMEZANAO.