Azo Jerena ao Amin’ny JW Library sy ao Amin’ny JW.ORG:
HO AN’NY FIANAKAVIANA
Mahaiza Mandanjalanja Rehefa Mampiasa Fitaovana Elektronika
Mety hahasoa nefa mety handrava ny tokantranonao ny fitaovana elektronika. Misy vokany ao an-tokantranonao ve izy ireny?
Midira ao amin’ny JW Library, dia jereo ao amin’ny ZAVATRA MISY (PUBLICATIONS) > ANDIAN-DAHATSORATRA (RUBRIQUES) > HO AN’NY FIANAKAVIANA.
Midira ao amin’ny jw.org, dia jereo ao amin’ny ZAVATRA MISY > ANDIAN-DAHATSORATRA > HO AN’NY FIANAKAVIANA.
FANTARO NY TANTARANTSIKA
Be dia Be no Ampianarina Mamaky Teny sy Manoratra Eran-tany
Midera ny Vavolombelon’i Jehovah ny manam-pahefana any amin’ny tany samihafa noho ny ezaka vitan’izy ireo mba hampianarana ny olona hamaky teny sy hanoratra.
Midira ao amin’ny JW Library, dia jereo ao amin’ny ZAVATRA MISY (PUBLICATIONS) > ANDIAN-DAHATSORATRA (RUBRIQUES) > FANTARO NY TANTARANTSIKA.
Midira ao amin’ny jw.org, dia jereo ao amin’ny ZAVATRA MISY > ANDIAN-DAHATSORATRA > FANTARO NY TANTARANTSIKA.