Azo Jerena ao Amin’ny JW.ORG:
MANOVA OLONA NY BAIBOLY
“Tsy Mahery Setra Intsony Aho”
Nisy nanontany i Michael Kuenzle tamin’izy niditra niasa hoe: “Andriamanitra ve no mahatonga ny fijaliana eto an-tany, araka ny hevitrao?” Niova be ny fiainany nanomboka teo.
(Midira ao amin’ny ZAVATRA MISY > ANDIAN-DAHATSORATRA > MANOVA OLONA NY BAIBOLY.)
MANONTANY NY TANORA
Inona no Hevitra fa Tsy Mahita Hatao Aho?
Manampy ve ny fitaovana elektronika? Mety hanova zavatra ve ny toe-tsaina?
(Midira ao amin’ny ZAVATRA MISY > ANDIAN-DAHATSORATRA > MANONTANY NY TANORA.)