Azo Jerena Ao Amin’ny Jw.Org:
MANOVA OLONA NY BAIBOLY
‘Be dia Be ny Fanontaniako Mbola Tsy Voavaly’
Pasitera i Mario taloha. Inona no naharesy lahatra azy hoe mampianatra ny marina momba ny Baiboly ny Vavolombelon’i Jehovah?
(Midira ao amin’ny ZAVATRA MISY > ANDIAN-DAHATSORATRA > MANOVA OLONA NY BAIBOLY.)
NISY NAMORONA VE?
Inona no mahatonga ny nifin’ny patelle ho mafy kokoa noho ny landin-kala?
(Midira ao amin’ny ZAVATRA MISY > ANDIAN-DAHATSORATRA > NISY NAMORONA VE?)