Azo Jerena ao Amin’ny JW.ORG:
FANTATRAO VE?
Lalàna Efa Taloha Be fa Tatỳ Aoriana vao Hita hoe Tena Ilaina
Mbola tsy nahay momba ny resaka fahadiovana ny olona, dia efa nanana lalàna momba an’izany ny Israelita, ary tena nahasoa an-dry zareo ilay izy.
(Midira ao amin’ny FAMPIANARAN’NY BAIBOLY > SIANSA & BAIBOLY > SIANSA SY BAIBOLY: MIFANARAKA.)
MANONTANY NY TANORA
Ahoana no Hilazako Amin’i Dada sy Neny hoe Tsy Rariny ny Fitsipika Apetrany?
Mety tsy hifehifehy be anao intsony ny ray aman-dreninao, raha miresaka tsara amin’izy ireo ianao.
(Midira ao amin’ny FAMPIANARAN’NY BAIBOLY > TANORA > MANONTANY NY TANORA.)