13-19 APRILY
ISAIA 52-53
Hira 18 sy Vavaka | Teny Fampidirana (1 min.)
Jesosy handeha hovonoina ho faty
1. Tena Be Fitiavana i Jesosy!
(10 min.)
Hatao tsinontsinona i Jesosy (Is 53:3; Mt 26:67, 68; w10 15/11 7 § 2)
Hanaiky hampahorina izy (Is 53:7; ip-2 205 § 25)
Be fitiavana i Jesosy dia vonona ny hijaly mba hanaovana ny sitrapon’i Jehovah sy hanafahana antsika amin’ny ota (Is 53:10-12; Jn 14:31; 15:13)
2. Vatosoa Ara-panahy
(10 min.)
Is 52:11—Hazavao hoe ahoana no azontsika ampiharana an’io didy io. (it “Fitaovana” § 2)
Inona ny vatosoa ara-panahy hitanao tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?
3. Famakiana Baiboly
(4 min.) Is 53:3-12 (th lesona 10)
4. Miresadresaha Aloha
(4 min.) ISAN-TRANO. Asao hianatra Baiboly ilay olona. (lmd lesona 4, hevitra 4)
5. Miresadresaha Aloha
(3 min.) ISAN-TRANO. Miresaha hevitra iray ao amin’ny Fanazavana Fanampiny A amin’ny bokikely Tiavo ny Olona. (lmd lesona 3, hevitra 3)
6. Rehefa Miverina Mitsidika
(5 min.) ISAN-TRANO. Asao hianatra Baiboly ny olona iray nanatrika Fahatsiarovana. (lmd lesona 8, hevitra 3)
Hira 20
7. Ataovy Namanao i Jehovah—Inona no Tena Manaporofo hoe Tia Antsika i Jehovah?
(15 min.) Fiaraha-midinika.
Alefaso ilay VIDEO. Iaraho midinika ireto avy eo:
Inona ny fanomezana nomen’i Jehovah sy Jesosy antsika?
Ahoana no hampisehoantsika hoe mankasitraka an’io fanomezana io isika?
8. Fianarana Baiboly
(30 min.) lfb lesona 76-77