FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb22 Novambra p. 13
  • Mifalia Rehefa Enjehina

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Mifalia Rehefa Enjehina
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
  • Mitovitovy Aminy
  • Ho Vitanao ny Hiaritra Fanenjehana
    Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!—Fianarana Baiboly Natao ho Anao
  • Sambatra na dia Enjehina Aza
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2004
  • Enjehina, nefa sambatra!
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1983
  • Miaritra fanenjehana ireo kristiana
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1983
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
mwb22 Novambra p. 13
Sary tao amin’ilay video hoe “Faly Foana ve Ianao na dia Enjehina Aza?” Sary: Konstantin Bazhenov any am-ponja. 1) Mamaky Baiboly izy. 2) Mivavaka izy. 3) Mihira mafy be ny hiran’ilay Fanjakana izy.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Mifalia Rehefa Enjehina

Tokony ho efa ampoizin’ny Kristianina ny hoe enjehina. (Jn 15:20) Marina fa mety hitebiteby isika rehefa enjehina, ary indraindray aza mijalijaly mihitsy. Afaka ny ho faly anefa isika rehefa miaritra.​—Mt 5:10-12; 1Pe 2:19, 20.

JEREO ILAY VIDEO HOE FALY FOANA VE IANAO NA DIA ENJEHINA AZA? VALIO IRETO AVY EO:

Rehefa jerena ny tantaran’ny Rahalahy Bazhenov, nahoana no hitanao hoe zava-dehibe ny...

  • mamaky Baiboly isan’andro?

  • fampaherezana omen’ny mpiara-manompo?a

  • mivavaka matetika?

  • mihira ny hiran’ilay Fanjakana?

  • miresaka momba ny zavatra inoantsika?

a Afaka mivavaka ho an’ny mpiara-manompo migadra isika. Azontsika tononina mihitsy aza ny anaran’izy ireny. Tsy azon’ny biraon’ny sampana atao anefa ny mandefa any amin-dry zareo ny taratasy nosoratantsika ho azy ireo.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara