FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb21 Novambra p. 13
  • 20-26 Desambra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 20-26 Desambra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
mwb21 Novambra p. 13

20-26 Desambra

MPITSARA 10-12

  • Hira 127 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Olona Araka ny Fanahy i Jefta”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • Mpts 11:1: Ahoana no hahalalantsika hoe tsy zazasary i Jefta? (it “Jefta”: “Tsy zazasary i Jefta” § 1)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) Mpts 10:1-18 (th lesona 5)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (3 min.) Ampiasao ilay taratasy mivalona hoe Ahoana no Fiheveranao ny Baiboly? mba hanombohana an’ilay hevitra azo resahina. (th lesona 1)

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Atolory ilay bokikely hoe Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana! (th lesona 4)

  • Fampianarana Baiboly: (5 min.) lffi lesona 2: Hevitra 5 (th lesona 3)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 138

  • Mbola Kely dia Efa Nanokan-tena ho An’i Jehovah: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Fanontaniana: Rehefa jerena iny video iny, nahoana no zava-dehibe ny mampiofana olon-kafa? Nahoana no zava-dehibe ny manokan-tena dieny mbola tanora? Nahoana no zava-dehibe ny hoe vonona hampiasain’ny fandaminan’i Jehovah foana?

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) ll p. 18-21

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 18 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara