FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb21 Novambra p. 4
  • Hevitra Tsy Nifankahazo

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Hevitra Tsy Nifankahazo
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Mitovitovy Aminy
  • Ny Hafatrafatr’i Josoa Tamin’ilay Firenena
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Manaraha An’i Jehovah Amin’ny Fo Manontolo
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Ny Nakan’ny Israelita ny Tany Nampanantenaina
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mahay Mianina sy Manetry Tena ve Ianao?
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
mwb21 Novambra p. 4
Mamaly ny fanendrikendrehana nataon’ny Israelita hafa ireo Israelita any atsinanan’i Jordana.

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Hevitra Tsy Nifankahazo

Nanorina alitara lehibe ireo foko nipetraka tany atsinanan’i Jordana (Js 22:10)

Nendrikendrehin’ny foko hafa izy ireo hoe nivadika (Js 22:12, 15, 16; w06 15/4 5 § 3)

Nisoroka faty olona ny valin-teny malefaka nataon’ireo nendrikendrehina (Js 22:21-30; w08 15/11 18 § 5)

Inona no ianarantsika avy amin’io tantara io rehefa misy manendrikendrika antsika? Nahoana no zava-dehibe ny hoe tsy maika hanatsoaka hevitra rehefa tsy fantatsika ny zava-drehetra?​—Oh 15:1; 18:13.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara