FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb21 Septambra p. 12
  • Manaraha An’i Jehovah Amin’ny Fo Manontolo

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Manaraha An’i Jehovah Amin’ny Fo Manontolo
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Mitovitovy Aminy
  • Tsy Nivadika Tamin’Andriamanitra Mihitsy Izy
    Manehoa Herim-po ho An’Andriamanitra
  • Kaleba
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Manaraka An’i Jehovah Amin’ny Fomba Feno ve Ianao?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1993
  • Ireo Mpitsikilo 12
    Andao Hianatra Tantara ao Amin’ny Baiboly
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
mwb21 Septambra p. 12

HARENA AVY AO AMIN’​NY TENIN’​ANDRIAMANITRA

Manaraha An’i Jehovah Amin’ny Fo Manontolo

Efa nanaraka an’i Jehovah tamin’ny fony manontolo i Kaleba tamin’izy tanora (Js 14:7, 8)

Mbola nitoky tamin’i Jehovah foana i Kaleba tatỳ aoriana rehefa nisy asa sarotra nataony (Js 14:10-12; w04 1/12 12 § 2)

Novalian-tsoa i Kaleba satria nanompo an’i Jehovah tamin’ny fony manontolo (Js 14:13, 14; w06 1/10 18 § 11)

Sary natambatra: Anabavy be taona tsy mivadika. 1. Miankina amin’​ny tehina izy sady mipetraka ary mivavaka. 2. Manao fampirantiana miaraka amin’​ny anabavy tanora iray izy. 3. Mampiseho sary amin’​ny ankizy mpiara-mivory aminy izy. 4. Mitsikitsiky izy ary tsy matahotra.

Nihanatanjaka ny finoan’i Kaleba rehefa nanaraka ny toromarik’i Jehovah sy nahazo ny fitahiany izy. Vao mainka mazoto manompo an’i Jehovah koa isika rehefa valiany ny vavaka ataontsika ary omeny tari-dalana isika.—1Jn 5:14, 15.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara