FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb21 Martsa p. 13
  • Nataon’i Jehovah Afaka Nitory Izy Rehefa Nenjehina

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Nataon’i Jehovah Afaka Nitory Izy Rehefa Nenjehina
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Mitovitovy Aminy
  • Ho Vitanao ny Hiaritra Fanenjehana
    Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!—Fianarana Baiboly Natao ho Anao
  • Miaritra fanenjehana ireo kristiana
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1983
  • Enjehina Noho ny Fahamarinana
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2003
  • Fanenjehana
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
mwb21 Martsa p. 13

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Nataon’i Jehovah Afaka Nitory Izy Rehefa Nenjehina

Ny hampijanona ny asa fitoriana matetika no tanjon’ireo olona manenjika antsika. Fitoriana vita ho azy anefa ny tsy fivadihantsika amin’ny fotoan-tsarotra hoatr’ireny.

JEREO ILAY VIDEO HOE FANADINADINANA NY RAHALAHY DMITRIY MIKHAYLOV. VALIO IRETO AVY EO:

  • Sary avy amin’ilay video hoe ‘Fanadinadinana ny Rahalahy Dmitriy Mikhaylov.’ Entin’ny polisy roa lahy i Dmitriy ary mifatotra rojo vy ny tanany.

    Inona ny olana natrehin’ny Rahalahy Mikhaylov?

  • Sary avy amin’ilay video hoe ‘Fanadinadinana ny Rahalahy Dmitriy Mikhaylov.’ Manoratra taratasy i Dmitriy ao am-ponja. Misy taratasy maromaro avy amin’ny vadiny eo ambony latabatra.

    Ahoana no nanampian’i Jehovah azy hiaritra?

  • Lasa afaka nitory tamin’ireo gadra hafa ny Rahalahy Mikhaylov. Ahoana no nanampian’i Jehovah azy hahavita an’izany?

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara