FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb21 Martsa p. 9
  • Aza Manahaka An’ireo Nivadika

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Aza Manahaka An’ireo Nivadika
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Mitovitovy Aminy
  • Fiatrehana Ilay Zava-tsarotra, dia ny Tsy Fivadihana
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1996
  • “Ianao Irery Ihany ... no Tsy Mivadika”
    Manatòna An’i Jehovah
  • Fanompoana Amin’ny Tsy Fivadihana Miaraka Amin’ny Fandaminan’i Jehovah
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1997
  • Diniho ny Tsy Mivadika!
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1996
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
mwb21 Martsa p. 9
Misokatra ny tany ary mitelina an’ireo Israelita mpikomy.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Aza Manahaka An’ireo Nivadika

Nivadika tamin’i Jehovah i Kora sy Datana ary Abirama. Tsy nanaiky ny lamina napetrany mantsy izy ireo. Naringan’i Jehovah ireo mpikomy ireo sy ny mpanohana azy. (No 16:26, 27, 31-33) Rahoviana koa no mety hotsapaina ny tsy fivadihantsika amin’i Jehovah? Inona no fitantarana ao amin’ny Baiboly manampy antsika tsy hanao hoatran’ireo nivadika?

JEREO ILAY VIDEO HOE AZA MANAHAKA AN’IREO NIVADIKA. VALIO IRETO AVY EO:

  • Sary avy amin’ilay video hoe ‘Aza Manahaka An’ireo Nivadika.’ Nadia maka sary an-tsaina hoe misy ankizilahy iray manome azy zava-pisotro misy alkaola mandritra ny fety iray.

    Inona no fitsapana nahazo an’i Nadia? Tantaran’iza no nandraisany lesona ka nanampy azy tsy hivadika?

  • Sary avy amin’ilay video hoe ‘Aza Manahaka An’ireo Nivadika.’ Rahalahy iray tezitra ary misaintsaina an’ilay zavatra mampahatezitra azy.

    Inona no fitsapana nahazo ny rahalahy iray diso fanantenana? Tantaran’iza no nandraisany lesona ka nanampy azy tsy hivadika?

  • Sary avy amin’ilay video hoe ‘Aza Manahaka An’ireo Nivadika.’ Thierry maka sary an-tsaina hoe miresaka aminy irery eo amin’ny parking an’ny Efitrano Fanjakana ny anabavy iray nisara-panambadiana.

    Inona no fitsapana nahazo an’i Thierry? Tantaran’iza no nandraisany lesona ka nanampy azy tsy hivadika?

  • Sary avy amin’ilay video hoe ‘Aza Manahaka An’ireo Nivadika.’ Rahalahy iray mijery an’ilay rohy nalefan’ny ankizy taminy tao amin’ny telefaoniny. Resaka filokana no amin’ilay izy.

    Inona no fitsapana nahazo ny rahalahy iray tany am-pianarana? Tantaran’iza no nandraisany lesona ka nanampy azy tsy hivadika?

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara