FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb20 Novambra p. 2
  • Nanaraka Toromarika i Mosesy

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Nanaraka Toromarika i Mosesy
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
  • Mitovitovy Aminy
  • Manaraka toromarika ve ianao?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1991
  • Ny Mankatò no Tsara Noho ny Sorona
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
  • Toromarika ho An’ireo Manana Anjara Amin’ny Fivoriana Momba ny Fanompoana
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2010
  • Boky ao Amin’ny Baiboly Faha-2 — Eksodosy
    “Ny Soratra Rehetra dia Ara-tsindrimandrin’Andriamanitra Sady Mahasoa”
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
mwb20 Novambra p. 2

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | EKSODOSY 39-40

Nanaraka Toromarika i Mosesy

39:32, 43; 40:1, 2, 16

Nanaraka tsara ny toromarik’i Jehovah i Mosesy, rehefa nanamboatra sy nanangana ny tranolay. Tokony hihaino tsara an’izay toromarika omen’ny fandaminana koa isika, ary hankatò avy hatrany sady hanao an’izany amin’ny fo manontolo. Tena ilaina izany na dia hoatran’ny hoe tsy zava-dehibe aza ilay izy, na tsy azontsika ny antony nanomezana azy.—Lk 16:10.

Nahoana isika no tokony hihaino sy hanaraka tsara rehefa misy toromarika omena...

  • mandritra ny fivoriana alohan’ny fanompoana?

  • mba hiomanana amin’ny fitsaboana maika?

  • mba hiomanana amin’ny loza?

Sary: Rahalahy sy anabavy manaraka ny toromarika nomena azy ireo. 1. Andia-mpitory manatrika fivoriana alohan’ny fanompoana eo an-davarangana. 2. Anabavy mameno karatry ny ra. 3. Fianakaviana iray manomana ny kitapo misy an’izay ilaina raha sanatria mitranga ny loza.
    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara