FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb20 Jolay p. 5
  • Mampianatra Antsika ho Be Herim-po ny Zavaboary

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Mampianatra Antsika ho Be Herim-po ny Zavaboary
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
  • Mitovitovy Aminy
  • “Mahereza ... ka Ataovy Ilay Asa”
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2017
  • Tsy Sarotra Loatra ny hoe Be Herim-po
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • “Mahereza sy Matanjaha!”
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2012
  • Manàna Herim-po!
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1993
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
mwb20 Jolay p. 5
Lehilahy iray sy ny zanany lahy mitsangana eo amoron-drano ary mitazana an’ireo tendrombohitra erỳ lavitra erỳ.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Mampianatra Antsika ho Be Herim-po ny Zavaboary

Mampianatra antsika haneho toetra tsara i Jehovah. Ny tantaran’ireo lehilahy sy vehivavy ao amin’ny Baiboly no ampiasainy amin’izany. Mampiasa ny zavaboary koa anefa izy mba hampianarana antsika. (Jb 12:7, 8) Mampianatra antsika ho be herim-po, ohatra, ny liona, soavaly, mangouste, kôlibria, ary elefanta.

JEREO ILAY VIDEO HOE MAMPIANATRA ANTSIKA HO BE HERIM-PO NY ZAVABOARY, ARY VALIO IRETO:

  • Liona vavy iray sy ny zanany misotro rano amin’ny dobo iray.

    Inona no mampiseho fa be herim-po ny liona vavy rehefa miaro ny zanany?

  • Soavaly mihazakazaka amin’ny toerana malalaka.

    Ahoana no nanazarana ny soavaly mba tsy hatahotra rehefa any an’ady?

  • Mangouste iray miady amin’ny kôbrà.

    Nahoana ny mangouste no tsy matahotra bibilava misy poizina?

  • Kôlibria iray miaro ny faritaniny tsy handehanan’ny kôlibria hafa.

    Inona no mampiseho fa be herim-po ny kôlibria?

  • Andiana elefanta miaraka manao dia lavitra.

    Ahoana no ahitana hoe be herim-po ny elefanta rehefa miaro ny elefanta hafa?

  • Inona no ianaranao momba ny herim-po rehefa mandinika an’ireo biby ireo ianao?

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara