6-12 JOLAY
EKSODOSY 6-7
Hira 150 sy Vavaka
Teny Fampidirana (1 min.)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Ho Hitanao Ankehitriny Izay Hataoko Amin’i Farao”: (10 min.)
Ek 6:1: Ho hitan’i Mosesy fa ‘mahery ny tanan’i’ Jehovah
Ek 6:6, 7: Ho voavonjy ny Israelita (it “Mosesy”: “Teo anatrehan’i Farao tany Ejipta” § 3)
Ek 7:4, 5: Hiaiky i Farao sy ny Ejipsianina hoe i Jehovah no tena Andriamanitra (it “Mosesy”: “Teo anatrehan’i Farao tany Ejipta” § 1-2)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (10 min.)
Ek 6:3: Nahoana i Jehovah no nilaza hoe mbola tsy tena nampahafantariny an’i Abrahama sy Isaka ary Jakoba ny anarany? (it “Mahery Indrindra”: “Ilay teny hebreo” § 5-6)
Ek 7:1: ‘Andriamanitra teo anatrehan’i Farao’ i Mosesy, ary i Arona indray ‘mpaminanin’i’ Mosesy. Inona no tiana holazaina amin’izany? (it “Mosesy”: “Notendrena ho mpanafaka” § 2)
Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny harena miafina hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Ek 6:1-15 (th lesona 10)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Miezaha Hahay Hamaky Teny sy Hampianatra: (10 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Miezaha Hanohina ny Fo, ary iaraho midinika ny lesona 19 amin’ny bokikely Miezaha.
Lahateny: (5 min. na latsaka) w15 15/1 9 § 6-7: Foto-kevitra: Misaora An’i Jehovah Isan’andro. (th lesona 19)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
Zavatra Ilain’ny Fiangonana: (15 min.)
Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 122
Teny Famaranana (3 min. na latsaka)
Hira 42 sy Vavaka