FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb20 Aprily p. 8
  • Inona no Tena Zava-dehibe Amiko?

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Inona no Tena Zava-dehibe Amiko?
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
  • Mitovitovy Aminy
  • Fitahiana, Tsodrano, Fisaorana
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Ry Tanora, Miezaka Hanatratra Tanjona Ara-panahy ve Ianareo?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2018
  • Rahoviana no Tahin’i Jehovah ny Ezaka Mafy Ataontsika?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2002
  • Manàna Tanjona mba Hiderana ny Mpamorona
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2004
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
mwb20 Aprily p. 8
Jakoba mitolona amin’ny anjely.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Inona no Tena Zava-dehibe Amiko?

Nitolona tamin’ny anjely i Jakoba mba hahazoana ny fitahian’i Jehovah. Tena zava-dehibe taminy mantsy izany. (Ge 32:24-31; Ho 12:3, 4) Ary ianao? Miezaka mafy ve ianao mba hankatò an’i Jehovah ka hahazo ny fitahiany? Ahoana, ohatra, raha asaina mampitombo ny ora iasanao ianao ka tsy ho afaka hivory? Inona no hataonao? Hitahy antsika i Jehovah, raha manome ny tsara indrindra ho azy isika amin’ny fotoanantsika, ny herintsika, ary ny fananantsika. ‘Fitahiana be dia be mihoatra noho izay ilaintsika aza’ no homeny antsika. (Ml 3:10) Hitari-dalana sy hiaro antsika koa izy, ary hanome izay ilaintsika.—Mt 6:33; He 13:5.

JEREO ILAY VIDEO HOE MIFANTOHA FOANA AMIN’NY TANJONA ARA-PANAHY, ARY VALIO IRETO:

  • Anabavy mpisava lalana mandika teny amin’ny tenin’ny tanana. Izany no asa fivelomany.

    Nahoana ny zavatra tian’ilay anabavy no lasa fisedrana ho azy?

  • Ilay anabavy mpisava lalana teo ihany miasa alina ao amin’ny biraony.

    Nahoana no mety ho lasa fisedrana ho antsika ny asantsika?

  • Timoty mamaky horonana amin’ny andro alina, eo akaikin’ny varavarankely.

    Nahoana i Timoty no mbola nila nanana tanjona foana, na dia efa rahalahy matotra aza?—1Ti 4:16

  • Ilay anabavy mpisava lalana sy anabavy iray hafa tonga hampianatra vehivavy iray any an-tranony ary miarahaba azy.

    Inona no tena zava-dehibe aminao?

    Ahoana no ampisehoantsika fa ny fitoriana no “asa lehibe indrindra” amintsika?

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara