FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb20 Martsa p. 3
  • Vady ho An’i Isaka

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Vady ho An’i Isaka
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
  • Mitovitovy Aminy
  • Isaka
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Tena Nanam-pinoana i Abrahama!
    Andao Hianatra Tantara ao Amin’ny Baiboly
  • Porofo Lehibe Indrindra fa Tia Antsika Andriamanitra
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2009
  • Notsapain’Andriamanitra ny Finoan’i Abrahama
    Ny Bokiko Misy Fitantarana avy ao Amin’ny Baiboly
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
mwb20 Martsa p. 3
Rebeka mandraraka rano ao amin’ny tavin-drano mba hosotroin’ireo rameva. Mijery azy avy erỳ lavidavitra erỳ ilay mpanompon’i Abrahama.

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | GENESISY 24

Vady ho An’i Isaka

24:2-4, 11-15, 58, 67

Nitady ny tari-dalan’i Jehovah ilay mpanompon’i Abrahama, rehefa nitady vady ho an’i Isaka. (Ge 24:42-44) Tokony hitady ny tari-dalan’i Jehovah koa isika, rehefa handray fanapahan-kevitra lehibe. Ahoana no hanaovana an’izany?

  • Mivavaha

  • Jereo izay lazain’ny Tenin’Andriamanitra, ary manaova fikarohana ao amin’ireo boky sy gazety

  • Miresaha amin’ny Kristianina matotra

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara