FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb19 Oktobra p. 6
  • ‘Ataovy An-tsaina Foana ny Fanatrehan’ny Andron’i Jehovah’

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • ‘Ataovy An-tsaina Foana ny Fanatrehan’ny Andron’i Jehovah’
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
  • Mitovitovy Aminy
  • “Aoka ho Masina Ianareo”
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
  • Tena Miandry ny Andron’i Jehovah ve Ianao?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2003
  • Ampio Toe-panahy Araka An’Andriamanitra ny Fiaretanareo
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2002
  • Namorona An’ireo Zavamananaina eto An-tany i Jehovah
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
mwb19 Oktobra p. 6

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | 2 PETERA 1-3

‘Ataovy An-tsaina Foana ny Fanatrehan’ny Andron’i Jehovah’

3:11, 12

Hampihatra ny rariny i Jehovah amin’ny fotoana voatondrony. Hita amin’ny zavatra ataonao ve fa vonona ho amin’ny andron’i Jehovah ianao?

Inona no dikan’ny hoe manana ‘fitondran-tena masina sy fahafoizan-tena ho an’Andriamanitra’?

  • Madio fitondran-tena sy miaro ny finoana

  • Manao zavatra ara-panahy tsy tapaka, na misy mahita na tsia

Mpivady iray misaintsaina ny fiainany tamin’izy ireo nandany fotoana be nijerena tele sy niantsenana, izao kosa izy ireo manao fampirantiana sy Fotoam-pivavahan’ny Fianakaviana

Ahoana no hampisehoako fa ataoko an-tsaina foana ny andron’i Jehovah?

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara