FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb19 Aprily p. 3
  • Tsy Mivadika Amin’ny Teniny i Jehovah

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Tsy Mivadika Amin’ny Teniny i Jehovah
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
  • Mitovitovy Aminy
  • Jesosy Kristy
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Foto-dresaka Ara-baiboly
    Foto-dresaka Ara-baiboly
  • Mesia
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Hotahina Izay Tsy Mivadika Amin’i Jehovah
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2017
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
mwb19 Aprily p. 3

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | 1 KORINTIANINA 10-13

Tsy Mivadika Amin’ny Teniny i Jehovah

10:13

Anabavy iray mieritreritra ny olana mahazo azy, mivavaka momba an’ilay izy, ary avy eo manompo miaraka amin’ny anabavy iray hafa

Manisy “lalan-kivoahana” i Jehovah rehefa miatrika olana isika. Mety hesoriny, ohatra, ilay olana. Matetika anefa izy no manome izay ilaintsika mba hahavitantsika hiaritra. Ahoana no ataony?

  • Manampy antsika ho tony sy hilamin-tsaina izy. Manao an’izany izy amin’ny alalan’ny Teniny, ny sakafo ara-panahy, ary ny fanahy masina.—Mt 24:45; Jn 14:16; Ro 15:4

  • Mitari-dalana antsika amin’ny alalan’ny fanahy masina izy. Manampy antsika hitadidy toro lalana sy tantara ao amin’ny Baiboly izy io, ka lasa haintsika izay tokony hatao.—Jn 14:26

  • Maniraka ny anjeliny izy mba hanampy antsika.—He 1:14

  • Mampiasa ny mpiara-manompo koa izy.—Kl 4:11

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara