FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb18 Oktobra p. 7
  • Nanambara ny Marina i Jesosy

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Nanambara ny Marina i Jesosy
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
  • Mitovitovy Aminy
  • Mivavaka Amin’ny Fanahy sy ny Fahamarinana ny Kristianina
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2002
  • Jesosy Kristy, Ilay Vavolombelona Mahatoky
    Vavolombelon’i Jehovah—Mpitory ny Fanjakan’Andriamanitra
  • Fahamarinana
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Ampiofanina Hanazava Tsara ny Fahamarinana
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2005
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
mwb18 Oktobra p. 7

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | JAONA 18-19

Nanambara ny Marina i Jesosy

18:36-38a

Nanambara ny marina momba ny fikasan’Andriamanitra i Jesosy

  • TAMIN’NY TENY: Nazoto nitory momba ny Fanjakan’Andriamanitra izy

  • TAMIN’NY ATAO: Nanatanteraka faminaniana izy

Manambara ny marina koa isika satria mpianatr’i Jesosy

  • AMIN’NY TENY: Na dia misy maneso aza isika, dia mitory foana hoe efa mitondra ny Fanjakan’Andriamanitra ary i Kristy no Mpanjaka

  • AMIN’NY ATAO: Tsy miditra amin’ny politika isika sady miezaka ny ho tsara fitondran-tena foana, mba hampisehoana fa i Jesosy no mpitondra tohanantsika

ERITRERETO IZAO: ‘Hitan’ny hafa ve hoe ny fahamarinana no zava-dehibe indrindra eo amin’ny fiainako?’

Anabavy mampiseho video amin’ny vehivavy iray; rahalahy mitory any amin’ny garazy; ray aman-dreny manao fotoam-pivavahan’ny fianakaviana; anabavy mitory amin’ny mpiara-miasa
    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara