FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb18 Aogositra p. 4
  • 13-19 Aogositra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 13-19 Aogositra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
mwb18 Aogositra p. 4

13-19 Aogositra

LIOKA 19-20

  • Hira 84 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Fanoharana Momba ny Farantsa Folo”: (10 min.)

    • Lk 19:12, 13: Nasain’ny “andriandahy” iray nanao raharaham-barotra ny mpanompony mandra-piveriny (jy 232 § 2-4)

    • Lk 19:16-19: Na tsy nitovy aza ny fahaizan’ireo mpanompo mendri-pitokisana, dia samy nahazo valisoa izy ireo (jy 232 § 7)

    • Lk 19:20-24: Tsy mba niezaka ilay mpanompo ratsy fanahy, ka namoy izay nananany (jy 233 § 1)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Lk 19:43: Ahoana no nahatanterahan’io tenin’i Jesosy io? (“fefy hazo maranitra” fanazavana Lk 19:43, nwtsty)

    • Lk 20:38: Nahoana io tenin’i Jesosy io no manampy antsika hatoky kokoa fa mbola hitsangana ny maty? (“satria aminy dia velona daholo izy rehetra ireo” fanazavana Lk 20:38, nwtsty)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Lk 19:11-27

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina.

  • Video Fiverenana Mitsidika Voalohany: (5 min.) Alefaso ilay video ary iaraho midinika.

  • Lahateny: (6 min. na latsaka) w14 15/8 29-30: Foto-kevitra: Fitsanganana Amin’ny Maty eto An-tany ve no Tian’i Jesosy Horesahina ao Amin’ny Lioka 20:34-36?

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 83

  • “Hatsarao ny Fanompoanao: Ampiasao Tsara ny JW.ORG”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 33

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 116 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara