FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb18 Aogositra p. 2
  • 6-12 Aogositra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 6-12 Aogositra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
mwb18 Aogositra p. 2

6-12 Aogositra

LIOKA 17-18

  • Hira 18 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Asehoy hoe Mahay Mankasitraka Ianao”: (10 min.)

    • Lk 17:11-14: Nanasitrana boka folo i Jesosy (“boka folo lahy”, “mandehana miseho any amin’ny mpisorona” fanazavana Lk 17:12, 14, nwtstya)

    • Lk 17:15, 16: Ny iray tamin’ireo boka folo ihany no niverina mba hisaotra an’i Jesosy

    • Lk 17:17, 18: Tokony hasehontsika hoe mahay mankasitraka isika (w08 1/8 14 § 8-9)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Lk 17:7-10: Inona no tian’i Jesosy holazaina tamin’io fanoharana io? (“tsy mahasoa” fanazavana Lk 17:10, nwtsty)

    • Lk 18:8: Inona ilay finoana tian’i Jesosy horesahina eo? (“finoana toy izany” fanazavana Lk 18:8, nwtsty)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Lk 18:24-43

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Video Fitoriana: (4 min.) Alefaso ilay video ary iaraho midinika.

  • Fiverenana Mitsidika Voalohany: (3 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina.

  • Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) fg lesona 4 § 1-2

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 39

  • “Tsarovy ny Vadin’i Lota”: (15 min.) Fiaraha-midinika.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 32

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 117 sy Vavaka

a Mbola tsy misy amin’ny teny malagasy io Baiboly fianarana io. Ao amin’ny Loharanon-kevitra ao Amin’ny Tari-dalana (mwbr) ireo fanazavana ireo (midira ao amin’ny jw.org/mg, ary tsindrio ny ZAVATRA MISY > TARI-DALANA HO AN’NY FIVORIANA).

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara