FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb18 Jolay p. 4
  • 16-22 Jolay

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 16-22 Jolay
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
mwb18 Jolay p. 4

16-22 Jolay

LIOKA 10-11

  • Hira 100 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Fanoharana Momba An’ilay Samaritanina Tsara Fanahy”: (10 min.)

    • Lk 10:29-32: Samy tsy namonjy an’ilay lehilahy jiosy notafihin’ny jiolahy na ilay mpisorona na ilay Levita [Alefaso ilay video hoe “Lalana avy any Jerosalema Mankany Jeriko” eo amin’ny Lk 10:30, nwtsty.] (w02 1/9 16 § 14-15)

    • Lk 10:33-35: Tena be fitiavana ilay Samaritanina matoa nanampy an’ilay lehilahy notafihin’ny jiolahy (“ny Samaritanina anankiray”, “nofeheziny ny ratrany sady nasiany menaka sy divay”, “tranombahiny” fanazavana Lk 10:33, 34, nwtsty)

    • Lk 10:36, 37: Ny olon-drehetra mihitsy no tokony ho tiantsika fa tsy izay mitovy saranga, na fiaviana, na foko amintsika ihany (w98 1/7 31 § 2)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Lk 10:18: Inona no tian’i Jesosy holazaina, rehefa niteny tamin’ireo mpianatra 70 lahy izy hoe: “Hitako fa efa nazera toy ny tselatra avy any an-danitra i Satana”? (“Hitako fa efa nazera toy ny tselatra avy any an-danitra i Satana” fanazavana Lk 10:18, nwtsty; w08 15/3 31 § 12)

    • Lk 11:5-9: Araka io fanoharana io, inona koa no tokony hataontsika rehefa mivavaka? (“Mba ampisambory mofo telo aho, ry sakaiza”, “Aza helingelenina intsony aho”, “fikirizany sy ny fahasahiany” fanazavana Lk 11:5-9, nwtsty)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Lk 10:1-16

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) Vao manomboka miresaka an’ilay hevitra azo resahina ianao dia manohitra ilay olona. Fanoherana fahita eny amin’ny faritaninareo ilay izy.

  • Fiverenana Mitsidika Voalohany: (3 min. na latsaka) Vao manomboka miresaka an’ilay hevitra azo resahina ianao dia manapaka ny teninao ilay olona. Mbola misakafo, hono, izy.

  • Video Fiverenana Mitsidika Faharoa: (5 min.) Alefaso ilay video ary iaraho midinika.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 24

  • “Nahoana no Tena Zava-dehibe Ilay hoe Tsy Momba ny Atsy na ny Aroa? (Mi 4:2)”: (15 min.) Alefaso ilay video ary iaraho midinika.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 29

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 146 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara