FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb18 Jolay p. 3
  • 9-15 Jolay

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 9-15 Jolay
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
mwb18 Jolay p. 3

9-15 Jolay

LIOKA 8-9

  • Hira 13 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Inona no Tsy Maintsy Ataontsika mba Hanarahana ny Dian’i Kristy?”: (10 min.)

    • Lk 9:57, 58: Tsy maintsy matoky an’i Jehovah isika (it “Akany”)

    • Lk 9:59, 60: Tsy maintsy manao loha laharana an’ilay Fanjakana isika (“handevina ny raiko”, “Avelao ny maty handevina ny maty eo aminy” fanazavana Lk 9:59, 60, nwtsty)

    • Lk 9:61, 62: Tsy tokony ho variana amin’ireo zavatra eto amin’ity tontolo ity isika (“Miasa Tany Amin’ny Angadinomby” fanazavana sy sary Lk 9:62, nwtsty; w12 15/4 15-16 § 11-13)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Lk 8:3: Inona no nataon’ireo Kristianina ireo mba “hikarakarana” an’i Jesosy sy ny apostoly? (“hikarakarana an’i Jesosy sy ny mpianany” fanazavana Lk 8:3, nwtsty)

    • Lk 9:49, 50: Nahoana no navelan’i Jesosy hamoaka demonia ny lehilahy iray na dia tsy nanara-dia azy aza? (w08 15/3 31 § 3)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Lk 8:1-15

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina.

  • Video Fiverenana Mitsidika Voalohany: (5 min.) Alefaso ilay video ary iaraho midinika.

  • Lahateny: (6 min. na latsaka) w12 15/3 27-28 § 11-15: Foto-kevitra: Aza Malahelo An’izay Zavatra Nafoinao mba Hampandrosoana ny Asan’ilay Fanjakana

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 124

  • Zavatra ilain’ny fiangonana: (15 min.)

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 28, efajoro “Fanoharana Mifandray Amin’ny Fifadian-kanina”

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 110 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara