FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb18 Jona p. 5
  • 18-24 Jona

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 18-24 Jona
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
mwb18 Jona p. 5

18-24 Jona

LIOKA 2-3

  • Hira 133 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Ry Tanora, Miezaha Hifandray Tsara Amin’i Jehovah”: (10 min.)

    • Lk 2:41, 42: Nankalaza ny fetin’ny Paska niaraka tamin’ny ray aman-dreniny i Jesosy, isan-taona (“Mpankany ... ny ray aman-dreniny” fanazavana Lk 2:41, nwtsty)

    • Lk 2:46, 47: Nihaino an’ireo mpitondra fivavahana i Jesosy sady nanontany azy ireo (“nanontany”, “Talanjona” fanazavana Lk 2:46, 47, nwtsty)

    • Lk 2:51, 52: ‘Nankatò foana’ an’ireo ray aman-dreniny i Jesosy, ary nahazo sitraka tamin’Andriamanitra sy ny olona (“nankatò ... foana” fanazavana Lk 2:51, nwtsty)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Lk 2:14: Inona no tiana holazaina amin’io andinin-teny io? (“ary fiadanana etỳ ambonin’ny tany eo amin’ny olona ankasitrahany”, “olona ankasitrahany” fanazavana Lk 2:14, nwtsty)

    • Lk 3:23: Iza no rain’i Josefa? (wp16.3 9 § 1-3)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Lk 2:1-20

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) Vao manomboka miresaka an’ilay hevitra azo resahina ianao dia manohitra ilay olona. Fanoherana fahita eny amin’ny faritaninareo ilay izy, ary miezaka mamaly azy ianao.

  • Video Fiverenana Mitsidika Faharoa: (5 min.) Alefaso ilay video ary iaraho midinika.

  • Lahateny: (6 min. na latsaka) w14 15/2 26-27: Foto-kevitra: Nahoana ny Jiosy Tamin’ny Taonjato Voalohany no “Efa Niandriandry” ny Mesia?

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 134

  • “Ry Ray Aman-dreny, Ampio ny Zanakareo mba Handroso sy ho Matotra”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Aza Lavina Mihitsy Izay Tombontsoam-panompoana Tonga Eo!

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 25

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 17 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara